« | »

Vive les vacances

2006-07-14 @ 03:12 in Izaho sy ny ahy

Tsy andry mihitsy ny nahatongavan'ny fotoana fialantsasatra ka ny ampitso ihany dia efa nisidina niala an'i Roma sy ny hafanany. Adin'ny roa no halaviran'ny dia. Notsenaindry Lalaina sy Eric zahay fa ry zareo no akaiky indrindra ny seranana. Nahafinaritra ny andro voalohany, nifampiresahana ny ankehitriny sy nahatsiarovana ny lasa.

Ny harivan'iny ihany dia namonjy ny toerana hiantranoana mandritra ny fotoana hijanonana eto Paris. Mahafinaritra be aty . Tamin'ny herintaona toa izao koa dia teto Paris izahay saingy tamin'ity nahafinaritra kokoa satria somary nikisaka lavidavitra dia tsara be ny rivotra. Ny olona manodidina koa sympa daholo. Rehefa avy nisotrosotro dia niakatra nijery afomanga niainga avy tao amin'ny La Seine. Tena efa ela mihitsy aho no te hatory satria 2 heures fotsiny no natory ny omaly saingy tsy naninona mihitsy fa manja ny revy. Mahafinaritra daholo koa ny ankizy aty.

Ho avy tsikelikely eo ihany ny sary aoriana ao. Angamba rehefa any atsinanana any izahay vao hapetraka daholo ny ary.

Zah kosa miezaka miantso an-dry radiovazogasy foana fa tsy azo mihitsy an.

Angie a. Mba karakarao ao leisy ilay vovo miaraka amin'i mbaliana a.

Hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry