« | »

Vita ny player vaovao fihainoana ny Radiovazogasy

2006-10-24 @ 15:17 in Blaogy Dev

Vita indray izany izao ny player izay fihainoana ny Radiovazogasy.com. Tsy dia mahay flash loatra aho (tsy mahay mihitsy) fa dia izay hita no natambatambatra tao.

Azon'ny rehetra apetraka amin'ny site-ny ny player. Apetrako eto ambany eto dia jereo ny sources

Hevitra

Misaotra fa tsy ela ny nangalàko azy :). Tena hevitra tsara sy mahafinaritra mihitsy io nataonao io.

Nampidirin'i Tokinao @ 23:28, 2006-10-24 [Valio]

Izao ve no tsy mahay flash kle? :)

Nampidirin'i lapino @ 15:26, 2006-10-25 [Valio]

Nampidirin'i Tattum ao amin'ny blaoginy ilay izy miaraka amin'ny fanoroana rehetra ka isaorana azy be dia be
Tattum blog

Nampidirin'i Hery @ 10:57, 2006-10-26 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry