« | »

Endrika isan-karazany

2006-03-19 @ 00:31 in Blaogy Dev

Araka ny programa dia mitady endrika isan-karazany ho an'ny blaogy.com aho amin'izao fotoana izao. Ny toerana ahitana an'izany dia tao amin'ny Wordpress ihany. Apetrako eto ambany daholo izay hitako koa raha misy mahaliana anareo amin'ireo endrika ireo dia ilazao aho fa hamboarina ho azo ampiasaina eto amin'ny blaogy.com

Hevitra

hummmm bedabeuuh milay an!!
ohatra wee :-Dark Maple ,-yaaarr!Tis Me Blog,-illumination ,-red train,-girl suck , milay doly euuh !!

Nampidirin'i akamatiana @ 10:25, 2006-03-20 [Valio]

Betsaka milay marina an! Ny ahy izao ireto no tiako ao:
- Framefake theme (ilay izy rehefa scroller-na)
- Imhotep (favori-ko :-) )
Dia izay tsy menamena ohatra ny an'i akamatiana :-P

Nampidirin'i lapino @ 17:53, 2006-03-20 [Valio]

Voaray daholo ireo :-) Atao priorité amin'ny fanaovana themes izany ireo.
Fa tena manja tokoa ilay Framefake theme... mbola tsy tena nojereko ny source fa inoako fa azo atao tsara matoa azo atao amin'ny wordpress.

Nampidirin'i hery @ 01:40, 2006-03-24 [Valio]

Wow i feel like a kid in a candy store lol!!! Soo many choices :-) I really love the Dixie Belle and Fresh Bananas but i will still send you some pictures to put on the template or a template itself. Thanx Hery!

Nampidirin'i Mirana aka Vanilla @ 09:29, 2006-03-25 [Valio]

mba tiako ampidirina anaty lisitra ilay templates red train io Hery nefa tena tsy haiko hoe inona no mahazo an'i lery fa tena tsy mety an! inona ny azo atao? incompatible ve? erreur avy hatrany mantsy no miseho

Nampidirin'i hira72 @ 09:47, 2006-05-02 [Valio]

dia azo atao marina ve aloha ny manova ny image ao anatin'ilay templates vao manao ilay installation e?!

Nampidirin'i hira72 @ 09:58, 2006-05-02 [Valio]

Hampidiriko ao amin'ny lisitra ilay Red Train androany alina.
Azo atao ny manova ny sary.
Jereo eto ny fanovana ny sary

Nampidirin'i hery @ 01:11, 2006-05-03 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry