« | »

Nahoana no misy blaogy.org?

2007-01-25 @ 13:42 in Blaogy Dev

Aleo hanazavako azy mihitsy :-p

Hevitra

tena mbola tsy mikaonty aty ami'nny tanàna mihitsy aloha ilay video e!

Nampidirin'i jentilisa @ 15:39, 2007-01-25 [Valio]

ouh là, izao zany ny fandrosoana aminy ! Da mitanaka vava avao an-taignanay.
Clap clap clap clap.

Nampidirin'i ikalamako @ 17:10, 2007-01-25 [Valio]

hihihih
fifandrifian-javatra ve sa inona...

tsy anaty blaogy mavitrika tsony ny ahy ka betsaka ko reo manontany hoe lasa aiza...
dia nanao toy ataon'i Hery io za fa ny ahy ndray hoe hakamoana hanoratra fa aleo mba creative kely ande hatao video ilay "reportage" ..hahha
mbola tsy voapetrako @youtube le izy fa vao nalaina fts d gaga za nahita ny an Hery oe tena mbo nifanandrify ko zany saintsika izany...

sinon, faly maheno ny feon'i Hery aloha e...
sady lasa nihabotabota an! tsara karakara e..hihhihi

misaotra koa @le fanazavana e!

Nampidirin'i kitjo @ 19:21, 2007-01-25 [Valio]

Tena mahafinaritra be ny mihaino ny feon' i Hery sady mahita maso anao amin'ny fihetsika. Misaotra indrindra nanazava izany fa dia mazava tokoa.
Isaorana mitafotafo ianareo rehetra misahirana mikarakara ny serasera Malagasy. Soanja.

Nampidirin'i soanja @ 05:29, 2007-01-27 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry