« | »

Fahatsiarovana

2007-05-16 @ 23:05 in Izaho sy ny ahy

 17 Mai 2004 - Bouguereau

baccio

Hevitra

Bouguereau.

azafady klou fa zahay curieuse : ilay bouguereau io manko, hosodoko nataon'i Bouguereau tamin'ny 1873, First kiss no iantsoana azy, ka ity pejy "without comment" ity ve "fahatsiarovana" premier baiser tamin'ny 2004, sa ? (natolotrao moa ilay izy, nijery aho dia namakafaka, dia mba milaza izay nahazoako azy fa aza tezitra raha curieuse izahay an!
:-)

Nampidirin'i ikalamako @ 12:39, 2007-05-18 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry