« | »

Hira sendra mandalo: J'ai faim de toi

2007-08-14 @ 16:12 in Izaho sy ny ahy


1 - Après toutes ces années
De climats tempérés
Où quelques éclaircies
Ont oublié la pluie
Après ce long désert
Traversé en hiver
Oh j'ai faim de toi
J'ai faim de ton regard
Posé sur mon regard
De cet air que tu as
Quand tu reviens à toi

{Refrain:}
J'ai faim de tout c'que tu es
Le bon, le mauvais
Tu es tout c'qui me plait
J'ai faim de tout c'que tu es
Je ne peux pas lutter
C'est tout c'que je sais
Oh j'ai faim de toi.

2 - Je veux vivre de ça
De cette boulimie là
De cette envie de toi
Qui grandit chaque fois.

{Refrain}

J'ai faim de tes "Je t'aime"
Jusque dans mon sommeil
J'ai faim que de nuits blanches
J'ai faim que de dimanches
J'ai faim d'passer ma vie
Avec toi pour la vie,
Oh j'ai faim de toi.

Final
Oui,j'ai faim de toi
Ouh j'ai faim de toi.

Hevitra

hahaha, tena hiranay tamin'izahay "ado" io ry hery. Ramahafadrahona sy Randriamanana ary Dany Rabemananjara no tena mpandefa an'io amin'ny radio rehefa zareo no mitana antenne.
Misaotra nampahatsiaro o !

Nampidirin'i ikalamako @ 21:18, 2007-08-14 [Valio]

Mazotoa homana Hery à ! ;-)

Nampidirin'i DadaRabe @ 23:45, 2007-08-14 [Valio]

hihihih fahiny mihintsy anie izany e!!!!, kay tena nampahatsiahivinao ahy ny taonako annnn hihihi

Nampidirin'i sipagasy @ 07:29, 2007-08-15 [Valio]

Mampahatsiaro ny fanenjehana magazine Salut t@ zany eny @ librairie. Dia avy eo mifanatitra eny @ bus teny @ arcade... aoka re eee

Nampidirin'i kwasi @ 22:48, 2007-08-16 [Valio]

Hiran-dRabôfinay t@ zay mbola kely io. Dia alefany foana fa nanana k7 izy, t@ zany zay mbola tsy nanana lecteur CD, sady tsy mbola nisy nivarotra CD an'io na CD hafa tao @ Sperm (Super Music Analakely koa no fanalavana an'io izay tsy mahay)

Nampidirin'i DotMG @ 07:02, 2007-08-21 [Valio]

Loza ry Hery fa lasa tsy afaka ao am-bavako efa ho herinandro izao ilay hira!

Nampidirin'i DadaRabe @ 16:27, 2007-08-21 [Valio]

azo atao ve?

Hery a! misy fomba azo atao ve hi-download-evana ilay clip fa mba tiako ko izy io. Merci e!

Nampidirin'i dadasy @ 15:22, 2007-08-28 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry