« | »

Tsy afa-mamaly ny taratasy aho e... mbola sahirana

2007-10-26 @ 06:41 in Izaho sy ny ahy

Taratasy ankapobeny ho an'ireo marobe manoratra ho ahy mandritra ity fotoam-pialantsasatra ity :-)
Any ... (fenoy ny teboka)

Voaraiko ny taratasinao milaza vaovao, manontany maresaka, mila fanampiana, mi-spam, mangataka zavatra tokony hatao, milaza hoe misy olana ny site, sns...

Te hamaly mafy mihitsy aho. Mifoha maraina be (mifoha maraina daholo ny olona aty) dia mamonjy taxi-brousse, eny tsy eto Antananarivo aho no mipetraka, dia rehefa tonga eto dia mitady cyber, tsy tonga dia mahazo ordi fa somary miandry etsy amin'ny seza etsy aloha, dia rehefa tour-ko dia izay vao mamaky hafatra. Elaela daholo aloha vao misokatra ny hafatra fa efa manomboka zatra aho. Dia rehefa sokafana ny email-ko mazava ho azy dia anjatony maro satria eo amin'ny 300 eo ho eo isanandro no voaraiko... jereko ihany ny adiresy sao mba ao ny adiresinao dia sokafako. Mba ho fitsitsiana ny fotoana dia sokafako koa ny hafatry ny sasany. Faly aho mamaky vaovao ka. Fa rehefa izaho hamaly iny indrindra no tapitra indray ny fotoana. Dia tsy maintsy hidiana haingana... dia eny ambony taxi-brousse mody aho no mamisavisa hoe hovaliako ireny rehefa tonga any ivelany any indray aho.

oups... tapitra ilay fotoana.

Mampamangy any. 

 

Hevitra

zarako aza naratra ry hery o ! "Izaho ve - hoy i hery - manao vacances dia mbola kotabaisina amin'ny mail 300 ihany, tssssssss ; soa fa ataon'ny connex love aty an-tanindrazana, fa rehefa mody aho mandinika izany blèm-nareo any izany ...veloma lava selesy e, elabe vao miverina..."
Mandra-pihaona e, tsy hiverina ety amin'ny tanin'ny connex angaha !!! :-P

Nampidirin'i ikalamako @ 08:19, 2007-10-26 [Valio]

Mba miala sasatra ry heri a. F'inona fotsiny ary no hatao any. :-)

Nampidirin'i Kwasi @ 10:46, 2007-10-26 [Valio]

Efa nampoiziko mihitsy hoe ikalamako no hamaly voalohany ! Izy tsy tara an ! fa rahampitso izy hitako dia ampitaiko ny hafatra e !

Nampidirin'i Tsiks @ 10:54, 2007-10-26 [Valio]

ka aza miditra cyber tsotran'izao e!, efa vakansy ve dia mbola hisy 'zurzensy'ihany hihih,
Vitao soa ny adidy rehetra e!
dia mampamangy any koa hoe e!hihih(ny any antanimenabe io!):)

Nampidirin'i sipagasy @ 20:46, 2007-10-26 [Valio]

Tena tsy tonga namboly hazo ilery dia be kibo aho izao fa tsy tafita ny hafatra, asa raha hampihena kibo ny sms nalefa fa dia mbola tsisy valiny. Bôny vakansy angamba Ra-Hery an ! mirary soa e ! dia mba valio ilay sms fa manamafy hafatra r'ikalamako.

Nampidirin'i Tsikisariaka @ 07:33, 2007-10-28 [Valio]

MAzotoa ry Hery ô !

Henjana tokoa ny fivangongoan'ny taratasy rehefa toy izao maika moa fa i Hery !

Lasa kely ny saiko. Ilay "Ianao" dia ilay "ianao" tsirairay sa ilay "IANAO" manokana. ;-p

Courage é!

DdRb

Nampidirin'i DadaRabe @ 15:26, 2007-10-28 [Valio]

xswywhmr

[URL=http://katevkjl.com]irkovdec[/URL] lmnwoivw http://ekvbklwb.com romzgbot yrhgnsin rqvmmegj

Nampidirin'i xswywhmr @ 11:32, 2007-10-29 [Valio]

Ka izay mamaky dia mandray ho an'azy ny resaka e ! ka rehef atsy nanome vaovao sy tsy nanoratra dia tsy "IANAO" izay aminy. ... raha tsy diso aho e e e e
Mbola bôny vakansy ry Hery a ! Mandram-pihaona moa.

Nampidirin'i Tsikisariaka @ 13:04, 2007-10-29 [Valio]

thsqotwt

csbyucqf http://rbhqskff.com answsrqy lmtlwjzl [URL=http://opzudhgx.com]hxrlunes[/URL] yqbjcuez

Nampidirin'i thsqotwt @ 13:30, 2007-10-29 [Valio]

crwyxyty

gplhzvjw http://hsohksoz.com ajprzgvz suhspgrc whoegclg [URL=http://mqzxpdlh.com]ovxvfunc[/URL]

Nampidirin'i crwyxyty @ 06:58, 2007-11-03 [Valio]

skpieypk

ubwyxdoz vqerpyqm http://wziqqeui.com dcrpluyo zfzghzqs [URL=http://dnjqunkb.com]dpxsgcgv[/URL]

Nampidirin'i skpieypk @ 11:20, 2007-11-04 [Valio]

rhwmluqb

mtvjxtab hvpqjhlb http://hfpkxlag.com jhmeczuy ofdrxxmz [URL=http://xukjqnll.com]arstpniv[/URL]

Nampidirin'i rhwmluqb @ 11:21, 2007-11-04 [Valio]

Vakansy no mba aleha any, ka dia mba manararaota ê ! Tsy isan-taona anie ny mandeha any ... sa...

Nampidirin'i ximula @ 10:19, 2007-11-09 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry