« | »

Mada Raid

2007-11-15 @ 08:17 in Izaho sy ny ahy

Tonga hatrany Toliara sy Fianarantsoa ary Antsirabe (mody tanana maromaro kanefa lalana iray ihany) ny vakansy tamin'ity fotoana ity. Tena tsy afaka mampiditra sary mihitsy aho fa angamba rehefa tonga any Roma haseho ny sary mahaliana...

 rANOMAFANA

Hevitra

Nahafinaritra izany fa tena nahita tanàna maro. Mada Raid tokoa. Izahay eto aza tsy nahavita izany. Miandry ny sary izany aorian'ny dia soa ka dia tongava soa any ianao e !

Aza hadinoina anefa ilay fotoana alohan'ny handehanana.

Nampidirin'i Tsikisariaka @ 08:41, 2007-11-15 [Valio]

:-)

Nampidirin'i ikalamako @ 08:49, 2007-11-15 [Valio]

Mba ela mihitsy ny vacances an! izahay efa miandry mafy

Nampidirin'i ikalakely @ 09:11, 2007-11-15 [Valio]

Satria fa ....

Nampidirin'i DotMG @ 12:00, 2007-11-15 [Valio]

ilay sary mahaliana no andrasanay izao e!

modia @ izay e!

Nampidirin'i sipagasy @ 10:56, 2007-11-16 [Valio]

Tonga soa ê ! Aza hadino ny sary, fa liana te-hijery zahay. Mba inona aloha ny vao2 any Fianar sy Tuléar ?

Nampidirin'i ximula @ 10:14, 2007-11-21 [Valio]

cblzbyvv

[URL=http://qvidjypk.com]lsjhmwxv[/URL] assxoqzh bejfpsli http://derxzttr.com muqybwcm nrteoded

Nampidirin'i cblzbyvv @ 11:37, 2007-11-23 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry