« | »

Any ianao izay...

2007-11-21 @ 10:48 in Izaho sy ny ahy

Vita indray ny fandalovana kely tany Madagasikara nandritra ny iray volana. Nahafinaritra ny dia amin'ny ankapobeny. Fohy loatra mihitsy aza. Hametraka sary amin'izay izany izao :-)

Sombintsary:

 IMGP8354 IMGP8199   

Mangatsiaka be loatra aty... azoko antsaina sahady ny rahalina.

Hevitra

:-) :-)
odoie !

Nampidirin'i ikalamako @ 11:26, 2007-11-21 [Valio]

ka nanao ahoana ilay alina?? hihihihh

Nampidirin'i sipagasy @ 12:35, 2007-11-21 [Valio]

Hifandimby toerana amin'i Hery any Dago aho izany. Miandry ny sary o!

Nampidirin'i radotiana @ 15:36, 2007-11-21 [Valio]

rotsirotsian'ny fiarabe an'ny Hyundai enao zay...

miandry ny sary, le omaly alina e :P

Nampidirin'i simp @ 15:55, 2007-11-21 [Valio]

Tonga soa any i Hery a ! Fohy loatra tokoa ilay fotoana saingy inoana fa nahafinaritra "daholo" an ! efa nitondrana sila-kafanan'ny tara-masoandron'i Dago ve ny any ? Asio "Tsiky dia...... ampy"

Nampidirin'i Tsikisariaka @ 18:59, 2007-11-22 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry