« | »

Tsy afa-mamaly ny taratasy (2)

2008-06-06 @ 08:55 in Izaho sy ny ahy

Milona be ny internet ato am-piasana. Misy tsivalahara mi-telecharger mitroka ny bande rehetra. Vokany mahakamo na dia ny manokatra mailaka aza. Izay tena important ihany sisa no voavaky... ny sisa miandry any an-trano. Rehefa any antrano anefa, maika hatory (yes... zava-baovao vao hita tato ho ato hoe hay mamy ilay matory aloha lol). Dia mba mifoha maraina fa variana amin'ny zavatra hafa indray. Milamina kokoa ilay mifoha amin'ny 4 na amin'ny 5 dia mahavita zavatra be dia be dia tsy voavaky indray ilay mailaka.

Ah! fa ny chat misokatra. Indrindra ny ao amin'ny karajia.org rehefa mampiasa Pidgin. Ny hafa mitsilopilopy eo.

Angamba mila sekretera partout-coller, sy parti-couleur... avis aux âmes-à-terre.

Sao dia ato ny hafatrao? :-)

Na koa

Hevitra

ahoana koa atao hamaky 5.000 mesazy !!! Ho gagy ao...

Nampidirin'i ikalamako @ 09:16, 2008-06-06 [Valio]

tena mika kesretera tokoa izany hanao ny trie sns ao klehhh, mazotoa e!!!

Nampidirin'i sipagasy @ 09:30, 2008-06-06 [Valio]

news2dago

dia raovina ireo vao voavaky ireo hafatra ireo!

Nampidirin'i news2dago @ 09:36, 2008-06-06 [Valio]

ttt Tena resy be aho! Feno koa fa tsy misy 5000 kosa!
Voilà pourquoi je cherche à varier les canaux de communication :).

J'utilise un max les filtres et archive de suite tout ce qui est filtré. Comme ça, je lis les mails par filtre, du prioritaire (pour moi) au moins urgent.

Nampidirin'i Tattum @ 21:00, 2008-06-06 [Valio]

Lalina tokoa izany mesazy dimy arivo izany.
Sao dia mba spam kosa no ankabeazan'izany ? (ohatra hoe resaka banky nizerianina, resaka fanabeazan-taova, sns ...)

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 14:37, 2008-06-07 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry