« | »

Serasera eto Roma: Tongava daholo :-)

2008-07-02 @ 08:45 in Vaovao

Dia raikitra indray izany ny fihaonan'ny namana serasera.org eto Roma amin'ity vakansy ity. Ity no fihaonana faharoa hotanterahina eto Roma... ny fihaonana tamin'ny toerana hafa moa dia efa nisinisy ihany (Paris, Antananarivo, Mahajanga, Nice, sns.) 

Koa raha vonona ianao dia afaka misoratra anarana alohan'ny 13 jolay izao. Efa nisinisy ihany ny nisoratra anarana kanefa ilay toerana hivantanana kelikely ihany koa ataovy alohaloha :-)

 Toa izao ary ny fandaharam-potoana:

Misy safidy roa azo raisina:

- Roma alina 3 (14-17 aogositra)

- Roma alina 4 (14-18 aogositra)

Safidy 1: Roma alina 3, 14-17 aogositra 2008

 Ity fandaharana ity dia ho an'ireo miala avy ao Paris. Ireo izay avy amin'ny toerana hafa moa dia afaka manana ny fotoana hahatongavany aty.

Jeudi 14 aout: Arrivée à Roma

 

  • Samy miantoka ny fahatongavany
  • Installation au foyer de YWCA.
  • Diner : Pizza Party ou repas malgache (à voir selon le nombre des participants)
  • Nuit au foyer

Vendredi 15 aout : ROMA

  • Petit déjeuner au Foyer.
  • Visite de la ville de Roma en Bus Opencar ( Guidage en français ) .
  • Déjeuner (à voir selon le nombre des participants)
  • Diner et Soirée Malagasy (rencontre avec les Malagasy de Roma)
  • Nuit au foyer

Samedi 16 aout : ROMA

  • Petit déjeuner au Foyer.
  • Matinée libre pour shopping
  • En fin de matinée transfert en train à la plage.
  • Sandwich piquenique en route.
  • Après midi, baignade et bronzage. (concours miss et mister Namana en animation)
  • Barbecue party
  • Retour et nuit au foyer
  • (sortie discothèque en option, avoir sur place)

Dimanche 17 aout : ROMA – PARIS

  • Petit déjeuner au Foyer.
  • Matinée libre pour shopping
  • Dernier déjeuner à Roma.
  • Départ pour Paris *


FRAIS DE PARTICIPATION : 95 euros + Une bouteille GM (Produit made in Madagascar)

PRESTATIONS COMPRISES :

* Les nuitées du 14/15/16 au foyer de l'YWCA
* Les petits déjeuners du 15/16/17 au foyer de l'YWCA
* Les déjeuners du 15/16/17
* Les diners du 14/15/16
* La visite de la ville de Roma en Opencar du 15
* Le transfert A/R en train pour la plage le 16



PRESTATIONS NON-COMPRISES

* Les boissons
* Les matinées libres pour shopping
* La sortie en discothèque
* Tout extra d'ordre personnel

CONDITION :

* Date limite d'inscription : 13 juillet 2008
* Acompte de 25 Euros à la réservation

 Safidy 2: Roma alina 4, 14-18 aogositra 2008

 Mitovy amin'ny eo ambony afatsy ny

Dimanche 17 aout : ROMA

  • Petit déjeuner au Foyer.
  • Journée libre pour shopping
  • Dernier diner à Roma.
  • Nuit au foyer


Lundi 18 aout : ROMA – PARIS

  • Petit déjeuner au Foyer.
  • Départ pour Paris *


FRAIS DE PARTICIPATION : 120 euros + Une bouteille GM (Produit made in
Madagascar )

Momba ny fitaterana

  • Train de nuit (compartiment à 06 couchettes) au départ de la gare de
    Bercy tous les soirs à 18.59 arrivée à Roma Termini le lendemain vers
    11.00.
    Départ de Roma à 18.30 arrivée à Paris Bercy à 09.50
  • Pour l'avion
    • voir le site de Vueling vueling.com (décollage à Roissy CDG T1)
    • Ryanair (Décollage à Beauvais )
    • Easyjet ( décollage à Orly )
    • Air France 

Inscription/Fisoratana anarana

Avant 13 juillet 2008

- France: Haja hajalalainar@yahoo.fr
- Italie: Andry andry@tetezanaonlus.org
- Autres: Hery hery@serasera.org

 

Hevitra

mahafinaritra fa tena ho dinihina akaiky e!, misaotra anareo mpampiantrano!

Nampidirin'i sipagasy @ 15:13, 2008-07-02 [Valio]

Dia ahoana ireto remorque ireto izany sa tsy afaka mankaiza marina fa mitaiza an?

Nampidirin'i Lalasoa @ 19:11, 2008-07-02 [Valio]

Lalasoa> misy remorqu├ęs hafa koa mandeha kah :-)

Nampidirin'i Hery @ 04:59, 2008-07-03 [Valio]

taritarito ao akia ry lalasoa fa tonga aty ihany no anaran'iio ny farany a ! :-)

Nampidirin'i ikalamako @ 18:12, 2008-07-03 [Valio]

lol

harilova

Tena hiakatra any Roma izany am ity fa tsy ampiakarina any an-danitra?
Maty aho programako!
Mety ho avy hanao remorque ihany e

Nampidirin'i harilova @ 10:31, 2008-07-04 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jiona 2018 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30  
Rohy
  • Blogroll
Tahiry