« | »

Dors petit homme

2008-12-06 @ 10:55 in Tsiaro

Hira anisan'ny tiako indrindra tao anatin'ny disque 45 tours tany antrano... nahafinaritra ery ny nihaino azy. Dia vao mainka koa mahafinaritra sy hahafinaritra rehefa henoina amin'izao fotoana izao.

 

 

Hevitra

ikalamako

ho avy e, ho avy fa tsy taitra tsy maika fotsiny. Twa indray no hovizan'ny petit homme rehefa avy eo fa reveo miadana klou le hira.
En attendant anefa mba alefaso mp3 en MP le 45 tour sefo a, hainao ihany ny havana ;-P

Nampidirin'i ikalamako @ 14:20, 2008-12-06 [Valio]

Miarahaba,
Hira feno fitiavana ho an'ny zanaka izy izany ary mety ampiasana toy ny berceuse, nefa ny dada ihany no mihira.
Betsaka ny sovenira avy tamin'izany fotoana izany...

Nampidirin'i mangamaso @ 18:12, 2008-12-06 [Valio]

hiran'i claude fran├žois tiako indrindra
misaotra nizara :-)

Nampidirin'i maintikely @ 20:01, 2008-12-06 [Valio]

Hihihi, ahatsiarovako ny fahiny tokoa izany hira izany! Misaotra eee!!! :D

Nampidirin'i Vale @ 01:01, 2008-12-07 [Valio]

Ie, mahatsiaro ny fahiny izay tsy hiverina intsony.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 17:57, 2008-12-08 [Valio]

rtsqybys

bumdjlim http://shfjppdl.com cyvmekex rqoghdfz utnpnusx [URL=http://eurnktvp.com]nqxmavrg[/URL]

Nampidirin'i rtsqybys @ 01:26, 2008-12-13 [Valio]

kxldcalm

ssozkpoh [URL=http://rvuwtwaa.com]alvqzpjd[/URL] jemhgptg http://jxxgyjpo.com scmhuwyv qvmyeokd

Nampidirin'i kxldcalm @ 05:40, 2008-12-18 [Valio]

kxldcalm

ssozkpoh [URL=http://rvuwtwaa.com]alvqzpjd[/URL] jemhgptg http://jxxgyjpo.com scmhuwyv qvmyeokd

Nampidirin'i kxldcalm @ 05:40, 2008-12-18 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry