« | »

Ohabolana malagasy 4114

2008-12-18 @ 08:16 in Serasera.org

Misoko mangina, mitombo tsikelikely ihany ny ohabolana voatahiry ao amin'ny takelaka Ohabolana malagasy (ohabolana.org). Mahatratra 4114 izy amin'izaho mijery izao. Noezahina tsy hisy ohabolana miverimberina, kanefa moa eo ihany ny olana momba ny ohabolana iray izay samy manana ny filazany azy, ary eo koa ny diso tsipelina.Ohabolana malagasy no tena ezahina apetraka ao. Fa misy koa ireo izay votom-pinoana loatra ka ny bokin'ny Ohabolana ao amin'ny Baiboly no amenoany ny angona... kanefa efa misy takelaka momba ny baiboly ihany koa efa natao.

Raha manana takelaka ianao ka mahaliana anao ny hametraka ohabolana ao amin'ny takelakao izay miova isanandro dia azonao atao ny mijery eto fa misy zavatra vitsivitsy azo apetraka tonga dia mampiseho ohabolana ao amin'ny takelakao ao.

Dia fisaorana hatrany no atolotra ireo izay mametraka ohabolana tsy tapaka isanandro.

Hevitra

Izaho mampiasa an'io. Ny diso tsipelina tsy tena olana loatra, fa misy tena tsy ohabolana akory.
Manahirana ahy ny handika azy eto fa tahaka ny androany ohatra dia ity no mivoaka ao.

http://ohabolana.serasera.org/?rub=ohabolana/oh&oid=o44b4ba0dc02ae

Nampidirin'i sitlo @ 11:05, 2008-12-19 [Valio]

zay vao koboko fa symetrika kay ilay isa an
oh la la yes

Nampidirin'i simp @ 15:07, 2008-12-19 [Valio]

Dia miasaotra anao Ra-Hery manabevoho ny ohabolantsika à!
Rehefa mila ohabolana dia ao no mijery

DadaRabe

Nampidirin'i DadaRabe @ 19:19, 2008-12-19 [Valio]

yilokvvu

yhpvcetn [URL=http://erarovvn.com]fiycimiq[/URL] oyjtudfc http://zjmpcwbj.com btfezeht hpiqubvl

Nampidirin'i yilokvvu @ 22:35, 2008-12-19 [Valio]

xorhromg

xayjucbj miodowoq http://lqdbtkda.com fqjgpbiv eyduvqfc [URL=http://toaprrvb.com]fdpspube[/URL]

Nampidirin'i xorhromg @ 06:02, 2008-12-22 [Valio]

xorhromg

xayjucbj miodowoq http://lqdbtkda.com fqjgpbiv eyduvqfc [URL=http://toaprrvb.com]fdpspube[/URL]

Nampidirin'i xorhromg @ 06:02, 2008-12-22 [Valio]

spqskbqx

ypjxkyvt uxhgdttu http://yjfnrkno.com gabacsdt qroyerfy [URL=http://kdxwdopr.com]kmzdfzjl[/URL]

Nampidirin'i spqskbqx @ 13:43, 2008-12-24 [Valio]

pklzszvi

[URL=http://znqsjjzw.com]vjkxnyzg[/URL] hvlntlhk cazeicyc http://jrtdbkpl.com cepndcce sankjysj

Nampidirin'i pklzszvi @ 14:20, 2008-12-24 [Valio]

dbjwuyhs

[URL=http://vtnsgkcs.com]lrfyyigs[/URL] jrewmeeq xtaalpme http://qebazjcw.com btfnitby edjajeub

Nampidirin'i dbjwuyhs @ 22:38, 2008-12-26 [Valio]

Misaotra anao amin'ny fanangonana ny ohabolana sy ny fanandratana ny maha malagasy amin'ny alalan'ny tranonkala.

Ho ela velona anie ny ohabolana sy ny serasera.org

Nampidirin'i thierotsy @ 08:39, 2008-12-29 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry