« | »

Taingim-be

2009-07-17 @ 08:01 in ItaliAfrika

http://farm4.static.flickr.com/3109/3221503249_df42eca435.jpgTsy hoe mirehareha amin'ny taingim-be any Madagasikara akory fa rehefa samy hifanesika ihany dia aleoko indray ilay mikiraviravy amin'ny bus toa izay tahaka ny omby ohatr'itony aty Italiafrika itony. Ny nahatonga ity gidragidra ity dia satria nofoanandry zareo ny train anakiroa teo aloha (noho ny toetr'andro hono) dia voatery misisika toa izao ny olona.

Ny fofona amin'io an grrr :-)

Hevitra

Hono aho ry Hery,
manao ahoana ny mpangarom-paosy any Italia any amin' izao ankisisika be izao ?

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 08:30, 2009-07-17 [Valio]

kay!!?!

ka ra nianjera teo mo zany ianao mikiraviravy zany de mba aôna? manjary olana hafa indray anie?

Nampidirin'i tsambaratelo @ 09:21, 2009-07-17 [Valio]

dia ny olona any ko ve zan mba mis tsy misasa?maimbo helika!

Nampidirin'i tsambaratelo @ 09:22, 2009-07-17 [Valio]

Rehefa misisika dia henjana daholo. Saingy rehefa miampy fofona dia LOZA !

Nampidirin'i DadaRabe @ 09:54, 2009-07-17 [Valio]

Loza tokoa izany.
Sady izay indray efa volana Jolay mafana be toy izao vao voatery manao ankisisika.

Normal kosa raha midofaka ny fofon-kelika.
Mampahatsiaro ny bus ligne 19 mampitohy an'i 67 hectares sy Ankatso taloha.

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 11:29, 2009-07-17 [Valio]

Tsy mahagaga fa vacances ny andro, betsaka ny voyageurs mifamezivezy

Nampidirin'i chrislyd2 @ 11:49, 2009-07-17 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Mey 2017 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry