« | »

Tonga ihany i Aina :-)

2009-02-05 @ 15:42 in Izaho sy ny ahy

Dia tonga ihany i Aina rehefa nandrasana nandritra ny 38 herinandro. Lahy kely tahaka an-drainy... Teraka tamin'ny 5 febroary 2009 tamin'ny 12 ora sy 9 minitra teto Roma.

Isaorana Andriamanitra

Hevitra

anzeneny o nao e !!! mômôta anie izany e...
Arahabaina ny ray sy ny reniny dia mitomboa taiza ny kilonga e.
Makà aina tsara madama dia makà bahana tsara ramose fa hanomboka ny tena milay.
Eo ampiandrasana ny hahita azy in live dia kiss dia ampy klou zany ho an'i Aina kely.

Nampidirin'i ikalamako @ 15:55, 2009-02-05 [Valio]

tiako be koa ilay comments an'ikalamako an!
maka bahana marina fa ho avy ny réveil!!

Nampidirin'i ikalakely @ 16:25, 2009-02-05 [Valio]

arabaina fônafôna d bon courage fônafôna e!

Nampidirin'i k13 @ 16:37, 2009-02-05 [Valio]

maroroha taiza ianareo mivady e!!!! dia maka bahana marina i ramose ha hanomboka ny tena mamy @ reveil nocturne hihihih

Nampidirin'i sipagasy @ 16:47, 2009-02-05 [Valio]

Dia miarahaba anareo nomen'Andriamanitra an'i Aina dia mirary soa hatrany.
kiss mamy be reel no omena an'i Aina fa ny tsy ampy tsony zao ny virta.
Dia asa zao raha hahita an'i deba ihany sa mety haka congé net koa fa hanao live.
:)

Nampidirin'i Andry @ 16:56, 2009-02-05 [Valio]

Arahaba e!

De hafaliana no mameno ny fo sy ny saina amam-panahy mandray ity vahiny kely ity! Tonga soa Aina a! miarahaba anareo roa nahazo fara sy dimby!

Nampidirin'i Tonton H. @ 17:42, 2009-02-05 [Valio]

Félicitation

Nampidirin'i libre @ 18:42, 2009-02-05 [Valio]

arahaba e!

Dia arahabaina nomen'Andriamanitry ny dimby zany! Lahy takan-drainy dia handimby ny anaran-dray!
Dedy

Nampidirin'i rakotoarison @ 19:18, 2009-02-05 [Valio]

Miarahaba an'i Aina dia mirary azy hahita ny soa sy ny tsara ho tahian'Andriamanitra !

Miarahaba an'i dada sy neny koa

Nampidirin'i DadaRabe @ 19:19, 2009-02-05 [Valio]

-

arabaina nahazo dimby sy fara!
Dia maroroha taiza e!

Nampidirin'i Tokinao @ 19:29, 2009-02-05 [Valio]

Arabaina fa nahazo kolokolo dimbin'ny vary e! Dia mahazoa hery sy tanjaka haingana ny reniny.
Nampidirin'i ni @ 20:35, 2009-02-05 [Valio]

Arahabaina ary mirary soa ho anareo mianakavy.

Nampidirin'i tritriva mangamaso @ 21:07, 2009-02-05 [Valio]

Arahaba nahazo an'i Aina ooo, de mirary azy ho feno fahendrena sy hitombo saina sy hery ary fahasalamana oooooo

Nampidirin'i yonika @ 21:48, 2009-02-05 [Valio]

arabaina nahazo mpaka kitay ee
mirary soa,

Nampidirin'i simp @ 22:02, 2009-02-05 [Valio]

izao no mahatonga ny teny hoe sakafon-jaza :P

Nampidirin'i simp @ 22:03, 2009-02-05 [Valio]

Arabaina o

Arabaina nahazo fara mandimby. Maroroa taiza. Faly maheno ny fatongavany izahay rehetra. Misaotra nizara hafaliana.

Nampidirin'i soanja @ 04:31, 2009-02-06 [Valio]

Nomen'Andrimanitra ny fara e! zandrin'i Fanilo 4 Bolana zany ity italiana kely ity ko

Nampidirin'i news2dago @ 06:18, 2009-02-06 [Valio]

ialahy ry simp a! Mbola ho azon'ny sivana ialahy indray andro any.

Incorrigible tssss.

Nampidirin'i DotMG @ 06:58, 2009-02-06 [Valio]

Nomen'Andriamanitra ny voalohany e (sa faharify moa :-P )

Nampidirin'i pissoa @ 08:01, 2009-02-06 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry