« | »

Roadmap

2006-04-13 @ 22:22 in Ankapobeny

Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy à court terme


Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy à court terme

Blaogy.com 

  • Possibilité de créer des pages (cf. wordpress)
  • Ajout d'autres templates
  • Fanatsarana ny admin
  • Fanampiana ny FAQ (oh. ahoana ny fiarovana @ spam: efa nataon'i Lapino)
  • Fanagasiana ny interface admin
  • re-Création du plugin Flickr comme ce au'ils ont fait pour LT ne marche pas

lalao.serasera.org

  • Fampidirana ny Flashgames (mila mieritreritra momba ny Zend Optimizer) nandramako fa tsy mamely, en plus si je dois payer la licence de 99,99$ ça vaut pas trop la peine. Je vais plutot chercher et modifier d'autres jeux de flashkit
  • Fanamboarana lalao hafa (Sudoku...)
    15-04: J'ai trouvé la classe php pour générer et resoudre des tables de sudoku. Il faut maintenant penser à comment l'intéger dans lalao.
    28-04: Tamin'ny farany dia sudoku flash no napetraka. Mbola tsy misy fotoana hafa hanaovana an'ilay generation de sudoku amin'ny php.

infogasy.net

  • Mailing-list module, à finir

Solaitra CMS

  • Guestbook v.2 (misy anti-spam)
    Tsy maintsy amboarina version vaovao ny guestbook misy anti-spam satria misy tsy mahazaka GD ny sites sasany (NFS) Tokony misy solution io satria ny blaogy.com dia misy plugin anti-spam. Iny fotsiny dia efa azo ampiasaina any ankafa.
    • This has been done (16/04/06)

Joomla Madagascar project

  • Mailing-list package (take a look at mlist.module that I did for infogasy.net). With multiple lists, maybe subscribe and unsubscribe addresses should be set so that it accepts all type of mailing-list
    • This has been completed (25/04/06)
  • Quote of the day module. As requested by Renzki
    • This has been completed and already uploaded to Joomla Project (26/04/2006)

Site vaovao

  • surprise

Hiova tsikelikely ity post ity araka izay tonga ao antsaiko

Hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry