« | »

Aina miomana ho amin'ny Noely

2009-12-20 @ 21:28 in Izaho sy ny ahy

Paozy maro be an'i Aina miomankomana amin'ny fankalazana ny Noely. Nanatrika ny fety niraisan'ny Malagasy teto Italia izahay androany dia nanomana ny akanjo hoentin'i Aina. Nanendrika azy ilay dadabe noely kely :-) 

                                                                                        

Hevitra

Joyeux Noel

Dia sambatra be mihitsy ianareo mianaka ra-hery, ny ray manana zanaka lalaovina ny zanaka manana dada mazoto mitaiza sy milalao.
Mirary krismasy sambatra ho anareo telo mianaka e!

Nampidirin'i maeva74 @ 08:54, 2009-12-21 [Valio]

Mirary krismasy sambatra ho anareo mianakavy kely e ! Toa efa lehibe sahady ikotokely izany ? maika ny ho tapahina ilay zavatra angaha ? hi hi hi !

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 11:40, 2009-12-21 [Valio]

Mirary krismasy sambatra ho anareo mianakavy kely e ! Toa efa lehibe sahady ikotokely izany ? maika ny ho tapahina ilay zavatra angaha ? hi hi hi !

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 11:40, 2009-12-21 [Valio]

mangamaso2

Soa ihany fa tsy manana zazakely hoatra ny isan'ny sary ianareo, na dia hoe tia mitaiza aza :) tsara daholo ireo paozy amin'ny sary.
Mirary fety sambatra ho anareo mianakavy :)

Nampidirin'i mangamaso2 @ 16:50, 2009-12-21 [Valio]

tena milay le boaikelin'ny tonton omeo vidéo ndray fa tena milay

Nampidirin'i andry @ 17:25, 2009-12-21 [Valio]

joueux noël leisy ra Aina kely a
hitombo fahendrena sy fahasalamana ary mba hiara hiriaria @ boaikely rehetra any aoriana any de mirary krismasy sy taombaovao sambatra ho anareo
telo mianaka eeee

Nampidirin'i Andry @ 17:30, 2009-12-21 [Valio]

tsay tsay eee, mafatifaty kely mintsiny.
mirary fety sambatra ho anareo oooo

Nampidirin'i yonika @ 18:28, 2009-12-21 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry