« | »

Video firariantsoa avy aminay

2009-12-24 @ 21:37 in Izaho sy ny ahy

Ity sarimihetsika kely ity no entinay telo mianaka miarahaba anao sy ny ankohonanao amin'izao fahatongavan'ny Noely 2009 izao. Efa reradreraka ihany i Aina vao vita ilay video ka somary nitomany izy amin'ny farany. Mirary soa sahady ihany koa amin'io taombaovao 2010 io. Samy hoambinin-java-manasatra, hahita ny soa sy ny mamy daholo.

Hery sy Hanta ary Aina

 

Hevitra

gaga i Aina hoe inona ity ataon'i dada sy neny - lolllllllllll

Bizoroka be koa ho anareo telo mianaka dia hitondra soa tokoa ity Noely sy ny 2010 ity e !

Nampidirin'i ikalamako @ 22:25, 2009-12-24 [Valio]

Mirary soa lalandava ho anareo telo mianaka e.

Nampidirin'i LeRastah @ 23:17, 2009-12-24 [Valio]

Joyeux Noel

Matahotra i Aina kely hihihihi
hoe: inona kou ity ataonareo ry dada sy neny???
Mirary fety sambatra ho anareo telo mianaka kely.

Nampidirin'i maeva74 @ 06:19, 2009-12-25 [Valio]

Mirary soa ôôôô !!!!! bonnes fety ianareo telo mianaka ôôô !
BISOUXXXXXXXX !

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 08:44, 2009-12-25 [Valio]

de samy tratrany daoul e mafaniratra le fifankatiavana fa ny mba angatahanay mba asina karakoe ho an'ilay olona mihira fa tsy hita le izy de Aina kely kou tokony ampanaovina arbre de noel @zay eeeee
de mirary fety ho sambatra ho anareo 3 mianaka

Nampidirin'i makouto @ 18:57, 2009-12-25 [Valio]

:) mirary soa ho anareo ô ! ho ela velona sy hiaina Noely maro be :) Joyeux Noël

Nampidirin'i mangamaso2 @ 20:47, 2009-12-25 [Valio]

misaotra @ firarian-tsoa ary dia manolotra ny anay 3 mianaka koa izahay e! ho taona feno fifaliana sy firahalahiana hatrany anie ny ho diavintsika manaraka eo e!

Arahaba tratry ny fety ô!
José, Hanitra, Maeva

Nampidirin'i sipagasy @ 08:34, 2009-12-28 [Valio]

Mirary soa ihany koa!

Mirary soa ho anareo telo mianaka ihany koa e! andriamanitra anie handrotsaka ny fahasoavany aminareo mandrakariva.
Hafotaka ny fampiaraham-peo rehefa mandalo any ny tenanay raha izany no jerena!

Nampidirin'i dadasy @ 02:33, 2009-12-31 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry