« | »

Handeha ve ity milina fanasan-damba ity?

2010-01-07 @ 15:43 in Ankapobeny

Rana any amin'ny toerana tsy misy rano kanefa misy jiro no ametrahana ireny milina fanasan-damba ireny dia mety handeha ve raha toa izao no atao?

Mazava ho azy, ny barika no ampiasaina atao ambony toerana, mety ho ampy ilay tosika ilaina. 

Hevitra

tsy ny pression an'ny rano avy amin'ny barika anie no ataoko fa mitondra ilay izy fa ilay masinina mihitsy no mitantana izany e ! fa mba hiditra ny rano dia système-na vase communicant dia mety. sa ahoana ?

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 16:59, 2010-01-07 [Valio]

Tsy azoko koa e! milina manasa lamba ve no vidina anefa ny rano aza tsy misy!!! tsy oh hafa2 be ve

le izy toa mety foana rhf misy rano fa tsy atao lany rano fotsiny fa vita tompoko ilay milana. atao bobaka be zany ny rano ao anaty barika lol

Nampidirin'i news2dago @ 12:07, 2010-01-08 [Valio]

Ilay milina aloha mety handeha tsara, saingy ny mpantsaka rano izao no mety ho reraka ambony ihany satria rano tsy-toko-tsy-forohana no ilaina isaky ny hanasa lamba.

Nampidirin'i LeRastah @ 04:29, 2010-01-09 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry