« | »

Nandalo FB fa mbola Aoka ihany... indray

2010-02-22 @ 12:42 in Izaho sy ny ahy

Taorian'ilay takariva ho an'i Shoan tany Paris tamin'ny zoma teo sy ny dianay tany antranon'i Shoan tany Rouen tamin'ny asabotsy dia fantatro fa tsy maintsy ho ao amin'ny FB no hahitana ny sary voalohany. Tsy nahita sary tamin'ny sisiny mihitsy aho toy ny Flickr, Picasa sns... na dia ireny aza no toerana tena fitehirizana sary :-) 

Dia voatery nandalo kely tao aho io atoandro io... fa mbola tsy hitako daholo akory ny sary dia efa maika aho ny nanidy azy. Tena tsy resaka tsy fitiavana FB fa mikorontana be fotsiny ny saiko amin'ilay izy :-) Sady ohatran'ny niova be izany.

Koa mba ampitampitao ny sary fa tsy poinsa le miditra ao e... tena mitalaho :-p 

Hevitra

Angaha i Hery tsy mba nanao paparazzi ary ?

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 14:24, 2010-02-22 [Valio]

efa mampiditra ao @ an-tsary aho fa indraindray mananihany izy ao ggrrr tonga dia ataony hoe 'error' ny sary sasany veh tsssssss, taty @ faramparany aloha e!! samety hoe mavesatra????? mba ampitomboy ao aloha ny 'capacité' tahiriko e! hihihi

tss lasa mpanao risoriso veh zah tsssss, ao fa amboary ao reh annn lol

Nampidirin'i sipagasy @ 20:25, 2010-02-22 [Valio]

ho avy tsy ho ela hoatran'ny volan'ny cnaps e !! hihihi
Klou kely sefo a, mahandrasa kely fts an...hainao ihany fa enjehina babay sy lohavohitra ato lollll
Fa misaotra nanotrona foana e, mankasitraka !!!!

Nampidirin'i ikalamako @ 22:34, 2010-02-22 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry