« | »

Blender... animation

2010-09-30 @ 10:11 in Informatika

Nanandrana nianatra blender tao anatin'ny ora maromaro aho tamin'ity herinandro ity. Tsy dia ratsy ilay blender raha hanaovana endrika 3D fotsiny. Ny blender dia fitaovana iray fanamboarana endrika 3D. Maimaim-poana izy io ary betsaka ny efa matihanina no mampiasa azy. Ny olana fotsiny dia raha vao manomboka mikitikitika animation dia ela be ny mamoaka azy avy eo.

Ity ohatra ny andrana animation kely natao.

Ny camera fotsiny no nahetsiketsika sy nafindrafindra.

Rehefa nampiharina amin'ny film hafa dia toa izao.

 

Hevitra

Efa ho lasa TVG koa izany izao atsy ho atsy.

Nampidirin'i DotMG @ 10:51, 2010-09-30 [Valio]

Doty,
haha
mety hanongam-panjakana atsy ho atsy
hery rvg, ca sonne bien

moa ka tsy izany va?
^:^

Nampidirin'i simp @ 11:23, 2010-09-30 [Valio]

Fa toa mandany fotoana be mihitsy ny manao an'ity 3DCG ity knouuu.
Mila manana fotoana sy finiavana...

Nampidirin'i ikotokoely @ 12:18, 2010-09-30 [Valio]

Misaotra an'i Hery aloha amin'ity ohatra iray amin'ny fampiasana Blender ity. Oay marina ! Hay azo afangaro amina horonantsary hafa toy izao kay izy io?
"Ny shoua fiagnatsa" hoy ny fitenenana. Tsara alaina tahaka. Sady misy sary sasany efa vita esquisse mialoha ao amin'ny Google 3D Warehouse dia ampiasaina fotsiny avy eo.

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 12:54, 2010-09-30 [Valio]

DotMG > Efa talohan'ny nisy TGV no nisy RVG kle lolll

lehilahytsyresy> Misaotra koa fa izay vao fantatro ny fisian'ilay Google 3D Warehouse

Nampidirin'i Hery @ 21:24, 2010-09-30 [Valio]

hery'vg

;-)

Nampidirin'i simp @ 17:12, 2010-10-01 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry