« | »

Video: ... Ampionony ny fon'ny vahoaka

2010-11-14 @ 23:00 in Mozika

Mbola misy roa herinandro vao tena hiraina ao am-piangonana ity hira ity. Hanomboka mantsy ny fotoanan'ny fiomanana (avent) handraisana ny fetin'ny Noely. Matetika dia hira atao mandritra ny fitsenana ny Evanjely miaraka amin'ny dihy izy ity. Filazàna fa efa akaiky ny Tompo ka amboary ny làlany.

Ny toerana nakàna ny sary dia teny amin'ny Rovan'i Subiaco.

Ny lohatenin'ny hira Ny Tenin'ny Tompo ao amin'n Fihirana Hasina 58

(Manala azy tanteraka)

Hevitra

Manala azy!

Tena mahafinaritra le "manala azy ao @ Tompo, miaina sy mifaly ary mitsinjaka noho ny Teniny!"

Nampidirin'i dadasy @ 19:40, 2010-11-15 [Valio]

tiffany
tiffany jewellery
Tiffany co
Tiffany and co
Tiffany sale
Tiffany Store
links of london
links of london Jewellery
links of london

Nampidirin'i asasse @ 04:43, 2011-01-11 [Valio]

I was awaiting for such an artice and I have gained some useful information from this site. Thanks for sharing this information.511 tactical

Nampidirin'i star09 @ 03:32, 2011-01-29 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry