« | »

Herinandro teto Dago sahady

2010-12-07 @ 09:00 in Izaho sy ny ahy

Tsy mbola afaka miblaogy tsara aloha amin'izao sady tsy afaka manao clip koa fa mbola manao vakansy...

Hevitra

Kay, ka manahoana ny fahitanao ny any e ? araraoty tsara dia mihinana mangahazo, voamanga, saonjo, ramanonaka, .... sns !!! dia asio sary bdb eto rehefa tonga mba ahitana ny any indray e !

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 11:37, 2010-12-07 [Valio]

za anie gaga be hoe kay letia e nisy revolusiona ve tato fa toa nanjavona ny clip vao maraina... kay nande nanao tournage ^:^

manja eee

Nampidirin'i simp @ 15:16, 2010-12-07 [Valio]

Bonnes vacances !! Aza hadino ny voandalana: bononoka sy ketapotsy ary tapia any Arivonimamo :-)

Nampidirin'i LhlTsRs @ 15:17, 2010-12-07 [Valio]

tonga soa

tonga soa eto antanindrazana Hery!
ka maharitra no eto sa vetivety ihany?
bonnes vacances e!

Nampidirin'i bonbongasy @ 19:05, 2010-12-07 [Valio]

Tonga soa !

Tonga soa tokoa i Hery raha izany ! Manaova fialan-tsasatra sambatra e !

Nampidirin'i Nannie @ 05:01, 2010-12-08 [Valio]

ka nijery afomanga izany omaly? tantarao hoe ny fety tao?

Nampidirin'i sipagasy @ 17:52, 2010-12-12 [Valio]

tongasoa

bnes vacances !

Nampidirin'i Ankatso ! @ 13:46, 2010-12-14 [Valio]

Mba nametraka hafatra koa ry havan-dry Loray izany nahatsiaro an'i hery, ha ha ha

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 17:24, 2010-12-15 [Valio]

tiffany
tiffany jewellery
Tiffany co
Tiffany and co
Tiffany sale
Tiffany Store
links of london
links of london Jewellery
links of londonf

Nampidirin'i asass @ 04:42, 2011-01-11 [Valio]

Some things in here I have not thought about before.Thanks for making such a cool post which is really very well written.will be referring a lot of friends about this.Keep blogging.blackhawk holsters

Nampidirin'i star09 @ 03:22, 2011-01-26 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry