« | »

Manandrana sary sy emoticon

2011-01-26 @ 16:43 in Izaho sy ny ahy

Lahatsoratra mandalo kely fotsiny ity manandrana ilay sarintsiky sy fampidirana sary avy amin'ny sites hafa araka ny nolazain'i mimisimply

Emoticon: Wink

Sary hafa:

 

Hevitra

Pc

mimisimply

Misaotra betsaka, le pc nanaovako azy mints no ts mety, par contre le date mbola miova foana.

Nampidirin'i mimisimply @ 20:57, 2011-01-26 [Valio]

Miraikitra oazy ny mots

mimisimply

Misy remarue kely ndray, refa manova anle post ah dia lasa miraikitra ny mots sasantsasany, otriny we "misy vola" lasa misyvola... sns, teneno ah ra mila mandefa mail amnao ah momban'tony resaka teknik tony fa za mantsy mievitra we aleo o eto amizay ra misy oul mila torohevitra mombanzany de itany ato!

Nampidirin'i mimisimply @ 13:19, 2011-01-27 [Valio]

Sary am home serasera

mimisimply

Salut, ary to tsisy sary le preview an blaogy ao amin'ny home ny serasera?

Nampidirin'i mimisimply @ 06:29, 2011-01-30 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry