« | »

Blaogy com: voatra farany

2011-02-01 @ 23:44 in Blaogy Dev

UPDATE: (Jereo ery ambany fa ampiako ihany ity lahatsoratra ity mandra-pilamin'ny blaogy)

Nohavaozina hampiasa ny voatra farany (version 1.2.11) amin'ny lifetype ny blaogy.com. Ho an'izay tsy mahalala moa dia ilay fitaovana hoe LifeType no mamelona ity blaogy.com ity hatramin'ny voalohany. Misy ny fanovana vitsivitsy izay nataoko mba hampifanaraka azy amin'ny serasera. Mety hisy olana tsindraindray vokatr'izao fampiakarana azy amin'ny voatra vaovao izao koa lazao ihany raha toa sendra mahita ianareo.

Raha ny tokony ho izy dia tsy miova intsony ny daty rehefa ahitsy ny lahatsoratra.

Tokony malakilaky kokoa ihany koa. Mampiasa "memcached" indray mantsy amin'ny fitantanana ny hafainganana.

Mandeha tsra koa ny fampidirana sary

alt

02/02/2011 08:24.

  • Tokony efa ho tafiditra daholo amin'ny solonanarana sy tenimiafina ampiasainy ao amin'ny serasera.org ny tsirairay.
  • Efa mandeha toy ny teo aloha koa ny emoticons Wink

02/02/2011 09:01.

Hevitra

hery

Ary ny hevitra?

Nampidirin'i hery @ 00:13, 2011-02-02 [Valio]

Test 2

Adino tao amin'ny cache ity lahatsoratra ity dia tsy nandeha

Nampidirin'i Hery @ 07:18, 2011-02-02 [Valio]

Za mbola tsy tafiditra

tô za rery zan no mbola tsy tafiditra ra izany?

Nampidirin'i Mirindra @ 10:36, 2011-02-02 [Valio]

tsy haiko fa ny anah elabe vao misokatra dia misy otran'zao: Error parsing memcached response t@ voalohany nisy an'ity: Error parsing memcached response Warning: Cannot modify header information - headers already sent by (output started at /home/blaogycom/public_html/class/cache/Memcached_Client/memcached-client.php:1039) in /home/blaogycom/public_html/plugins/badbehavior/bad-behavior/screener.inc.php on line 8 Error parsing memcached response Error parsing memcached response Warning: Cannot modify header information - headers already sent by (output started at /home/blaogycom/public_html/class/cache/Memcached_Client/memcached-client.php:1039) in /home/blaogycom/public_html/class/view/view.class.php on line 328 Warning: Cannot modify header information - headers already sent by (output started at /home/blaogycom/public_html/class/cache/Memcached_Client/memcached-client.php:1039) in /home/blaogycom/public_html/class/view/view.class.php on line 175 fa taty aoriana tsisy an'io intsony...
Nampidirin'i simp @ 15:41, 2011-02-02 [Valio]

fa aiza moa ilay resaka fandefasana sary par sms moa sa mail noresahanao raha tsy diso aho ?

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 13:38, 2011-02-03 [Valio]

ary androany koa aho nanizy io message io ao amin'ny blaogiko ry simp; mangala-tahaka annnnn ! ary noheveriko ho mandeha tsara anie ny blaoginao e.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 17:17, 2011-02-03 [Valio]

lol
efa omaly io ee
sady tao @ pejy fandraisana fa tsy tao @ blaogiko...

Nampidirin'i simp @ 17:38, 2011-02-03 [Valio]

Hampiditra hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Mey 2017 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry