« | »

Izany St Valentin

2011-02-15 @ 10:00 in Ankapobeny


<p>Omaly hono ny st Valentin... Dia feno hafatra etsy sy eroa. Tadidiko fony tany Nairobi dia manao akanjo mena daholo ny vehivavy na madio na maloto. Ny manamanana moa miaraka amin'ny fiara mena. Dia rehefa hariva dia mitondra raozy mena ny lehilahy. Ny teto Roma aloha tsy dia hitako nisy fiavahana be loatra raha tsy tao amin'ny tele no efa io foana ny resaka hatry ny tamin'ny asabotsy.


Fa ny an'ireo ray amandreny taloha toa andry papa sy mama ohatry ny tsy mba nila St Valentin e? Isanandro izao dia mifaneho fitiavana foana. Tamin'ny farany teo aza, izahay no natao Mariazy dia ry zareo no nanararaotra indray nanao volan-tantely :-) (eo amin'ny sary tany Toamasina)


Ah, tadidiko tampoka. Nandritra ny mariazy tokoa dia mompera hafa, fa tsy ilay nanome fiofanana sns, no nanao ny lamesa. Asa izay nanjo azy tao fa ny anaran'i papa sy i mama indray no naverimberiny isaky ny tokony hanonona ny anaranay. "Tonga eto isika hanatrika ny fanamasinana ny fanambadian'i Eugene sy Emma"... Dia gaga ny olona hoe hay manana anaram-bazaha hoe Emma koa ny vavy? Ry papa sy mama amin'izany nitsiky fotsiny fa angamba nahatsiaro ny tttamin'ny 34 taona lasa. Notenenina mihitsy ilay mompera hoe diso olona ange nareo izany e... Zay vao niova.


Inviato con Windows Mobile®.</p>


DSCF2843.JPG

Hevitra

Firariantsoa

Dia miarahaba an'i Hery izany nahazo tokatrano nahavita ny adidy masina eo anatrehan'Andriamanitra. Hambinintsoa lalandava. Soanja

Nampidirin'i soanja @ 13:14, 2011-02-15 [Valio]

mouhahahahahaha - letia ee ry mompera kosa nama manao zay tsy haha-sérieux amin'ny andro mariazy a....

shhh ankehitriny efa tratran'ny fanatontoloana hatramin'ny fitiavana ka lasa bizna aby fa aleo hisesy dia milam toa ny nahazatra ny razambe e

Dia ny aina sy ny fitiavana ro no matezĂ 

Nampidirin'i ikalamako @ 17:54, 2011-02-15 [Valio]

lainga lainga kosa fa ny olona antitra tena mifankatia be doly ee... asa na vokatry ilay hoe efa nahavita ny sedra isan-karazany anga fa za tsy mbola nahita hoe olona antitra ka hoe divorcee na hoe mifaly na mifampikonjo...
mais bon, dadabe anay sy bebe anay alou no tena hitako fa tsy haiko ny olona hafa ee

Nampidirin'i simp @ 18:58, 2011-02-15 [Valio]

Hevitra

Marina mitsy zany hevitr'i simp zany, hitako tamin RAD ko aloa e, gaga mitsy ny ol mahita azy 2 miaraka foana fa saingy le reniko moa efa maty ankehitriny d ny raiko rery sisa. snif!

Nampidirin'i internet @ 23:29, 2012-03-20 [Valio]

hatramin'ny fitiavana ka lasa bizna aby fa aleo hisesy dia milam toa ny nahazatra ny razambe eSEO

Nampidirin'i cool @ 09:18, 2012-10-12 [Valio]

ny sedra isan-karazany anga fa za tsy mbola nahita hoe olona antitra ka hoe divorcee na hoe mifaly na mifampikonjo...slot machine gratis

Nampidirin'i slot machine gratis @ 10:59, 2012-10-22 [Valio]

Emma koa ny vavy? Ry papa sy mama amin'izany nitsiky fotsiny fa angamba nahatsiaro ny tttamin'ny 34 taona lasa. Notenenina mihitsy ilay mompera hoe diso olona ange nareo izany e... Zay vao niova. essay writer

Nampidirin'i Martin @ 13:01, 2012-10-23 [Valio]

adidy masina eo anatrehan'Andriamanitra. Hambinintsoa lalandava. Soanja....poker gratis

Nampidirin'i cool @ 08:15, 2012-10-24 [Valio]

hitako tamin RAD ko aloa e, gaga mitsy ny ol mahita azy 2 miaraka foana fa saingy le reniko moa efa maty ankehitriny d ny raiko rery sisa. snif!
scribendi

Nampidirin'i John @ 15:23, 2012-10-25 [Valio]

mahita azy 2 miaraka foana fa saingy le reniko moa efa maty ankehitriny d ny raiko rery sisa. snif! video poker gratis

Nampidirin'i cool @ 13:03, 2012-10-29 [Valio]

.. Zay vao niova. essay writer ...Best Car Leasing Deals

Nampidirin'i cool @ 09:39, 2012-11-05 [Valio]

hoe divorcee na hoe mifaly na mifampikonjo... slot machine gratis ...
blog commenting services

Nampidirin'i cool @ 11:25, 2012-11-05 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry