« | »

Raha hody Ravalo

2011-02-17 @ 06:14 in Ankapobeny


IZay izany no vaovao farany tamin'ity herinandro ity dia ny hoe hody amin'ny asabotsy i Ravalomanana rehefa nivahiny tany Afrika Atsimo nandritra ny roa taona. Zavatra vitsivitsy no mety hitranga fa amin'io kosa, raha tena tonga tokoa izy, no hahitana hoe iza no tena politisiana ary iza no jiolahim-boto. Fa inona tokoa no manentana an-dRavalo hody?

Voalohany indrindra aloha dia inoana marimarina tokoa fa efa misy tetika politika goavana nomanina hatry ny ela io daty hiverenany io. Tsy hoe vao nifoha dia hoe, izaho andeha hody.

Faharoa dia efa mitady hilamin-damina manana aretina ny Malagasy ka mila action kely... Ary fanararaotana azy izao Afrika mafampana izao (Tonizia, Ejipta, Libia)

Fahatelo dia efa manomboka arahin'ny Vondrona Iraisam-pirenena maso akaiky ny HAT taorian'ny fansalovan'ny (cyclone) Simao aniny SADC. Ka raha vao manao fihetsika hafahafa tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy dia ho voa.

Fahaefatra dia tsy eken'ny sain-dRavalo raha ny mpanaradia azy (fetison) indray no lasa hEros satria nigadra sns, ka mety ho lasa vedety kokoa. Ka dia izy mihitsy no hitarika ny tolona.

Fahadimy dia efaniandry ela loatra ny Magro. Efa saika niova hoe "Andraso eo i dada" ilay hoe "Andraso eo i Paoly". Ka raha ela loatra ilay fihaonana dia lasa "lavitry ny maso, lavitry ny fo"... Tahaka ny mpifankatia virtoaly eto amin'ny internet ihany.

Farany dia hitan-dRavalo fa azo atao tsara, raha sendra tsy tafaverina eo amin'ny fitondrana, ny mialokaloka eto Madagasikara ihany fa tsy voatery ho any Afrika Atsimo. Nahita ny nataon'i Moubarak nandeha any Charm-El-Sheik mantsy izy.

Amin'izao ary aloha dia samy manao taim-bava na i Ravalo na i Christine Minisitry ny fitsarana. Fa ho hita izay tena hitranga amin'ny asabotsy.

Inviato con Windows Mobile«.

Hevitra

kanefa efa mialokaloka aty amin'ny ranomasina ny miaramila frantsay !!!!! Midika fa vonona hi-intervenir indray ry llkmt fa mety ho voatahitohina ny tombotsoany.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 16:41, 2011-02-17 [Valio]

ra8

@manokana de tsy maninona izy na mody.misy olona vitsivitsy mantsy tsy tia ny iverenany satria manjery voany siklona ny sezany de miongana.
2em mataotra mafy ny fitsarambaoaka
3 RA TENA TSISY ATAORANA MARINA MANAINONA RA AVELA HODY IZY FA IZY ARY ZANY MBA SAHY.
ra rasaka politika de tsy momba nizanuza za fa zay n mba itako f marina

Nampidirin'i dina @ 07:19, 2011-02-18 [Valio]

Aleo alo iz tafaverna de ho hit eo ihan ze ataon.

Nampidirin'i styleSMS @ 07:36, 2011-02-18 [Valio]

ra tena tonga eto antanindrazana tokoa izy dia tena lasa hero tokoa
tsy mbola nisy exilE hoe nody nefa ampitahorina fanagadrana izany...
mety hoe higadra izy na tsy higadra koa fa en tt cas, mitombo be ny chance hiverenany eo @ fitondrana ra mody izy...

wait and see izany

Nampidirin'i simp @ 17:46, 2011-02-18 [Valio]

adina

Na poker na efa nisy fifanarahana tamin'ny firenena vahiny izay tena "tompon'i Gasikara" tao ambadika tao.Firenena mifanolo"b.dy" rindrina aminareo ao Italie ao.

Nampidirin'i malagasycool @ 22:18, 2011-02-18 [Valio]

chance hiverenany eo @ fitondrana ra mody izy...einkaufst├╝te

Nampidirin'i einkaufst├╝te @ 09:33, 2012-08-23 [Valio]

ARY ZANY MBA SAHY.
ra rasaka politika de tsy momba nizanuza za fa zay n mba itako f marinaSEO Agency

Nampidirin'i SEO Agency @ 08:32, 2012-08-25 [Valio]

Eros satria nigadra sns, ka mety ho lasa vedety kokoa. Ka dia izy mihitsy no hitarika ny tolona.Halloween costumes sexy

Nampidirin'i sexy Halloween costume ideas @ 06:29, 2012-08-29 [Valio]

"Andraso eo i Paoly". Ka raha ela loatra ilay fihaonana dia lasa "lavitry ny maso, lavitry ny fo"... Tahaka ny mpifankatia virtoaly eto amin'ny internet ihany. recyclable bags

Nampidirin'i recyclable bags @ 06:38, 2012-09-15 [Valio]

Eros satria nigadra sns, ka mety ho lasa vedety kokoa. Ka dia izy mihitsy no hitarika ny tolona.Roulette francese

Nampidirin'i Roulette francese @ 12:28, 2012-09-17 [Valio]

, ny mialokaloka eto Madagasikara ihany fa tsy voatery ho any Afrika Atsimo. Nahita ny nataon'i Moubarak nandeha any Charm-El-Sheik mantsy izy.
Search Engine Optimization

Nampidirin'i cool @ 06:22, 2012-09-25 [Valio]

e la cosa mi preoccupa molto, soprattutto perch├ę ogni impegno a sua difesa rischia di essere, anche in questo caso, marginale.
slot machine gratis

Nampidirin'i cool @ 06:16, 2012-09-28 [Valio]

fansalovan'ny (cyclone) Simao aniny SADC. Ka raha vao manao fihetsika hafahafa tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy dia ho voa.
SEO UK

Nampidirin'i SEO UK @ 11:15, 2012-09-29 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry