« | »

She spent it with me

2012-02-13 @ 18:50 in Izaho sy ny ahy

Whitney Houston no mpihira vavy tiako indrindra. Ary mino aho fa betsaka ny toa ahy. Ny hira isan'ny tsaroako indrindra sy miverina ao a-bavako dia ilay hoe "My love is your love". Nohenoina en boucle fony tany tamin'ny 2001 tany ho any. Misy toa izao ny tonony rehefa adika tsotsotra amin'ny teny gasy. Tsy ny tonony manontolo no apetrako

"...Raha toa rahampitso ny andro fitsarana
ka mijoro eo anoloan'ny Tompo aho.
Raha manontany ahy izy hoe inona ny nandaniako ny androko,
dia holazaiko hoe, nolaniako taminao izany." (I spent it with you.)..."

"...Raha ho faty androany aho
Aza mitomany satria tsy natao hijanona eto an-tany isika
Ary tsy maninona izay lazain'ny olona
Fa izaho dia miandry anao amin'ilay andro fitsarana... 




Hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry