« | »

Young adult (2011)

2012-05-11 @ 14:10 in Sarimihetsika

Lasa eritreritra be aho nahita an'ity horonantsary ity. Saika tonga dia nandray teny famaranana hoe "Gravy lahy ny fitiavana"... dia novaiko tampoka hoe "Gravy ihany ny vehivavy". Satria raha tsy ny vehivavy tsy hahavita tahaka izany.

Ny nanentana ahy hijery azy aloha dia ny nahita ny anaran'i Charlize Theron izay anisan'ny mpilalao tiako. Ary nony nojerena ilay izy dia tena mendrika an'i Charlize mihitsy ilay "role" entiny. Tsy hotantaraiko eto fa vao haingana loatra koa raha liana dia jereo ny sombiny eto ambany :-)

Hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry