« | »

Film: Dépression et des potes

2012-11-18 @ 01:28 in Sarimihetsika

Horonantsary maromaro no nojereko tamin'iny herinandro iny fa tamin'ity farany ity aho vao mba afa-po... kanefa sarimihetsika frantsay ity iray ity. "Dépression et des potes" (2012). Maivana, manala vizana, mampihomehy nefa koa ahitana ireo olam-pianakaviana andavanandro (mpivady, tsy mpivady, niteraka, tsy miteraka)... 

Ah, ny horonantsary hafa nojereko dia "Ici-bas", "Escalade", "Miss Bala", "The watch"

 

Hevitra

J'aime...

PS:
Tsy afaka asiana j'aime na like ve ny blaogy.com???

sa efa misy fa ahoana no fametahana azy...ary tsy afaka asiana ireny widget hafa tahaka ny any amin'ny blog hafa ireny ve????

Nampidirin'i finoanaranoray @ 17:53, 2012-12-07 [Valio]

Unwiveawn xaikalitag immorafat http://usillumaror.com - iziananatt nadscreerge http://gussannghor.com SninuireInhar

Nampidirin'i Horamareasbkqod @ 01:29, 2013-07-06 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry