« | »

Capture d'images

2013-03-28 @ 11:01 in Fampianarana

Raha toa tianao ho alaina sary ny zavatra miseho eo amin'ny ecran dia zavatra tsotra no atao.Tsindrio fotsiny ny touche "Print Scr" (Print Screen) na "Impr Ecr" na "Stamp" eo amin'ny clavier.

Dia avy eo manokafa fitaovana iray hahafahana mametaka sary (Paint, na Microsoft Photo Editor, eny fa na dia Microsoft Word aza :-p)

Dia avy eo tonga dia Tsindrio miaraka ny touche Ctrl sy V (Tsindrina aloha ny Ctrl dia tsy esorina ny tanana fa tsindrina indray ny V).

Raha toa moa ka tsy ny écran iray manontolo no tianao halaina fa ny fenetre izay misokatra fotsiny dia tsindrio miaraka amin'ilay "Print Scr" ny touche "Alt" (izany hoe tsindriana aloha ny touche Alt dia tsy esorina ny tanana fa avy dia tsindrina indray ny touche "print scr" voalaza etsy ambony)

Hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry