« | »

Long exposure voalohany

2013-05-17 @ 21:21 in Sary

Nivoaka alina omaly dia nanandrana an'izany hoe long exposure izany (na pause longue hoy ny frantsay). Atao miadana araka izay ilàna azy ny hafainganan'ny fakantsary, izany hoe avela hisokatra elaela. Niaraka tamin'ny mpaka sary pro dia mba nanandrana koa. Mbola ho ela vao mety fa mahafinaritra ny manao azy :-)

Toerana telo no naleha teto Roma: Colosseo, Museo nazionale, Basilica San Pietro (Vaticano)

              

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry