« | »

Selfie miaraka amin'ny akondro

2014-03-27 @ 10:14 in Manala azy

Tsisy lazaina aho androany fa mba tsy aritro fotsiny dia napetrako eto ny sary (au lieu de hapetraka any amin'ny facebook lol).

Ah, raha manana koa ianareo dia alefaso fa hanaovantsika album manokana mihitsy loll

Paozy maromaro mihitsy...

Samy lanaka avy eo (fa zay tsy nalainy sary loll)

Hevitra

Hevitra tsara indray iny. Ndao tokoa.

Nampidirin'i lehilahytsyresy @ 16:39, 2014-03-27 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry