« | »

RadioVazoGasy amin'ny Android

2014-05-31 @ 21:24 in Izaho sy ny ahy, Mozika

Dieny mazotozoto dia navoaka indray koa ny RadioVazoGasy amin'ny Android. Ny player dia izay efa nataon'i SetraR ihany fa nahitsy kely fotsiny. Ny fandrindrana ny fandaharana hira kosa no namboarina tanteraka. 

Ity App Radiovazogasy ity dia natao indrindra hihainoana ny RadioVazoGasy, handaharana hira handeha ao amin'ny RadioVazoGasy, ary hametrahana hafatra amin'ireo hira izay mandeha.

Mazava ho azy, mila internet izy vao mandeha.

Azonao alaina ao amin'ny: http://goo.gl/y5Ek7d

Na koa ao amin'ny Google Play : https://play.google.com/...?id=com.radiovazogasy.app (manomboka rahampitso)

Toa izao ny endriny:

Hevitra

manahoana O!
azafady mba manana hira an'i fanja maintirano ve ianareo ao

Nampidirin'i andrian @ 14:35, 2014-07-09 [Valio]

Salama o,

Tadiavo ao amin'ny http://radiovazogasy.com fa hita ao daholo ny hira anananay.

Nampidirin'i hery @ 14:42, 2014-07-09 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry