« | »

TIM Mena

2015-05-22 @ 10:44 in Politika

Oviana no niova ho mena ny lokon'ny TIM? Sa efa hatramin'izay? Raha izaho ry zareo dia ilay loko maitso tamin'ny loko TIM (manga sy maitso) taloha no nalaina. 

Sary nalaina tao amin'ny pejin'i Guy Rivo

 

 

Hevitra

Izany no fampihavanampirenena re a!

Nampidirin'i DotMG @ 12:05, 2015-05-22 [Valio]

ary naninona ny an'i Hanitra no tsisy tamingana mena na mbitaka aza ? .. na dia hoe voninkazo na noeud kely menamena eo an-tratra aza farafahabobbiany, juste pour la solidarité. Sa izy tsy nahazo sopapa ? hihihihi. Ny vahoaka hamonjy fety ny ampitson'io sary io aza nomena consigne tambanin'io sary io hoe manao cravaty na écharpe menamena isika rahampitso

Nampidirin'i ikalamako @ 08:07, 2015-05-28 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jiona 2018 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30  
Rohy
  • Blogroll
Tahiry