Yahoo Messenger, Skype, MSN
Vokatry ny fandrosoan'ny teknolojia dia tsy manahirana intsony ny miresaka mivantana amin'ny olona iray na dia lavitra aza. Mila manana internet fotsiny.
(tohiny)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Vokatry ny fandrosoan'ny teknolojia dia tsy manahirana intsony ny miresaka mivantana amin'ny olona iray na dia lavitra aza. Mila manana internet fotsiny.
(tohiny)
Alina aho nanao fanandrakandramana nijery ny namana malazalaza ao amin'ny serasera.org tao amin'ny Google. Dia hitako fa tafiditra ao amin'ny pejy voalohany hatrany izay tadiaviko. Anisan'ny notadiaviko ohatra pissoa, lapino (be ny lapino fa mbola ao amin'ny pejy voalohany ihany lapino serasera ), fraz, dadabe, voromailala, ari.malala, ravakamalala, Fiffi, lantonirina, sareraka , lemenakely, lanto, vahinala, jentilisa, fasaly, sipagasy sy ny sisa sy ny sisa (tsy voatanisako intsony ) Manjelatra daholo. Ary raha vao asiana serasera fotsiny moa ho an'ireo solonanarana be mpanana dia tonga dia hita...
(tohiny)
Taorian'ilay lahatsoratra nosoratako farany hoe "Je ne t'ai pas pardonnée" dia be dia be ny fanontaniana tonga taty amiko. Iza io? Fa nisy inona? Inona koa izany lolom-po izany? sns. sns..
(tohiny)Tsy dia ratsy ilay Mission Impossible III. Efa noresena lahatra mafy hijery ny sasany vao nanaiky... kay nony nivoaka avy ao mba nankafy ihany (tohiny)
Ok, ny tena takelako ofisialy dia hery.serasera.org izay takelaka mitsipozipozy mihitsy noho ny tsy fananako fotoana hikarakarana azy. Ny manamboatra kiraro hono no ratsy kiraro indrindra e :-) Koa navaoziko kely izy androany. Ny endrika aloha no tena navaozina dia nampidirina koa ny fanovana teo amin'ny modules sasany.
(tohiny)Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)