Fako: ento any an-trano
Eto Antananarivo. Nitady aho fa tsy nahita fanariam-pako eny an-dalana eny. Raha sendra misy zavatra hariana eny an-tànanao ka manontany ianao hoe aiza no hariana ity... dia hoy ny olona hoe ento any an-trano. (tohiny)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Eto Antananarivo. Nitady aho fa tsy nahita fanariam-pako eny an-dalana eny. Raha sendra misy zavatra hariana eny an-tànanao ka manontany ianao hoe aiza no hariana ity... dia hoy ny olona hoe ento any an-trano. (tohiny)
Betsaka ny zavatra azo tantaraina amin'ny fiainana eto Madagasikara eto fa ny fotoana no tsy misy ka izay sendra manaitaitra no soratana. Zavatra anakiray mahatsikaiky ahy ilay resaka hoe "A la seconde"... (tohiny)
Tsetsatsetsa sendra mba tsy aritra fotsiny fa anisan'ny mba mpanaraka ireny "fifidianana vehivavy" ireny aho mantsy. Dia voalaza indray izao fa i Amanda Beard indray no nofidiani Godaddy ho Godaddy Girl. (tohiny)
Betsaka ireo foto-pinoan'ny Fiangonana Katolika (Doctrines) no sarotra azo hany ka tsy hain'ny Katolika sasany akory ny manazava azy amin'ireo izay manontany izany. Ekena fa tsy ilàna fanazavana lalina izany, ary tsy voatery koa ny Katolika hanazava izany amin'ireo izay fantatra avy hatrany fa tsy hihaino akory ny voalaza. Na izany aza dia mahafaly ahy ihany ny manolotra anareo ireo toerana fanovozako hevitra. Takelaka vitsivitsy manazava bebe kokoa ireo zavatra tsy mazava momba ny finoana katolika. (tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)