Rossy - Ino Vaovao
Araka ny heno izany dia any Dago Rossy ary dia ho raikitra ihany (angamba) ny fampisehoana ataony ao Antananarivo amin'ny 27 aprily izao.
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Araka ny heno izany dia any Dago Rossy ary dia ho raikitra ihany (angamba) ny fampisehoana ataony ao Antananarivo amin'ny 27 aprily izao.
Nandritra ny fialan-tsasatra tany Madagasikara farany teo dia ny tarika Ny Ainga no hitako hoe artistam-bahoaka (dika tsotsotran'ny hoe populaire) indrindra. Koa angamba rariny raha asiana resaka kely eto amin'ity blaogy ity androany. (tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)