Lahatsoratra miafina.

2007-09-11 @ 10:12 in Blaogy Dev

Namboarina kely ny momba ny lahatsoratra miafina. Mba hahafahanao mamaky ity lahatsoratra ity dia ampidiro ny tenimiafina hoe andrana

Toa izao izany no atao rehefa hampihatra ny momba ny tenimiafina vaovao. 

- Mandehana aloha ao amin'ny "Lahatsoratra -> Champs personalisés"
- Dia fafao ny champs personalisés "secret_field" na izay mifandraika @ fanafenana lahatsoratra
- Miverena avy eo ao amin'ny Momba ny Blaogy -> Lahatsoratra miafina
- Raha tsy activé ilay hoe "Hampiasa ny fanafenana lahatsoratra miafina" dia activer-o dia "Tehirizo"
- Manorata amin'izay

Marihina fa mila mampiasa an'ilay fanapahana lahatsoratra  More rehefa manisy tenimiafina amin'izay tsy hita eo amin'ny pejy fandraisana ny teny fampidirana.

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry