Blender... animation

2010-09-30 @ 10:11 in Informatika

Nanandrana nianatra blender tao anatin'ny ora maromaro aho tamin'ity herinandro ity. Tsy dia ratsy ilay blender raha hanaovana endrika 3D fotsiny. Ny blender dia fitaovana iray fanamboarana endrika 3D. Maimaim-poana izy io ary betsaka ny efa matihanina no mampiasa azy. Ny olana fotsiny dia raha vao manomboka mikitikitika animation dia ela be ny mamoaka azy avy eo.

Ity ohatra ny andrana animation kely natao.

Ny camera fotsiny no nahetsiketsika sy nafindrafindra.

Rehefa nampiharina amin'ny film hafa dia toa izao.

 

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry