Voninkazo teny amin'ny ambassade

2013-04-25 @ 18:29 in Kanto, Sary

Tsy mikaonty ho anisan'ny lahatsoratra ity fa voninkazo fotsiny :-) Teny amin'ny ambassade malagasy eto Italia. Ireto avy ny voninkazo hitako teny teo am-piandrasana an-dRajoelina Toa lasa ho mpaka sarim-boninkazo ihany aho ity :-)

Ireto izao no Begonia semperflorens

               

Petites Marguerites. 2cm ny habe-n'ny voniny. Tsy mitovy amin'ny marguerites lehibe satria somary mibontsina ny voniny fa tsy fisaka.

            

Verveines Aubletia

            

Fa ity tsy haiko :-) Sedum palmeri kosa indray ity (Isaorana i Hervé nilaza ny anarany)

      

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry