Tsikeran'ny sary ao amin'ny namana

Published on 03:12, 05/03,2006

Noho ny abus izay ataon'ny sasany (tsy mataho-tody :-)) dia voatery nampidirina ho ao anatin'ny mainFrame an'ny serasera.org ny fitantanana ny tsikeran'ny sary. Efa niezaka ihany aho ny nametraka ny tsikera ho any amin'ny toerana hafa (haloscan.com) na dia nandoa vola fanampiny isantaona aza, saingy lasa baranahiny ilay izy dia nampidirina ao amin'ny serasera.org ihany.

Ny olana amin'io dia
- Mitombo indray izany ny bandwidth sy ny space ilaina ao amin'ny namana (izay efa manahirana mihitsy)
- Tsy maintsy mandany fotoana kely aloha handaminana azy (manage comments ataon'ny namana tompon'ny sary... etc) fa izany hoe mbola tsy maika io.

Aleo hoa ho manja ilay revy

"Tsiky dia ampy" 


1er mai - Asan'ny fety

Published on 14:22, 05/01,2006

Nahafinaritra ny fetin'ny asa androany. Efa nanomboka omaly mantsy e. Fety nitohy ka toa tsy tsaroana akory hoe hiasa rahampitso.

Sombiny an-tsary no aoka hitantara.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4