1er mai - Asan'ny fety
Published on 14:22, 05/01,2006
Nahafinaritra ny fetin'ny asa androany. Efa nanomboka omaly mantsy e. Fety nitohy ka toa tsy tsaroana akory hoe hiasa rahampitso.
Sombiny an-tsary no aoka hitantara.
(tohiny)Nahafinaritra ny fetin'ny asa androany. Efa nanomboka omaly mantsy e. Fety nitohy ka toa tsy tsaroana akory hoe hiasa rahampitso.
Sombiny an-tsary no aoka hitantara.
(tohiny)