Nandresy hono Italie

Published on 23:59, 06/12,2006

Na mipetraka eto Italia aza aho dia tsy dia maka italiana loatra rehefa manao baolina ry zalahy. Indrindra moa raha mifanandrina amin'ny Afrikana izy. Teo am-pijerena baolina izahay dia mbola naverimberiko hoe na ny ekipan'i FCB (Footbal Club-n'i Besarety ) aza no mihaona amin'i Italia dia mbola tsy haka Italia ihany aho.
 (tohiny)


Adiresy imailaka @namana.serasera.org

Published on 01:34, 06/12,2006

Vokatry ny fanomezana avy amin'ny gmail.com dia manana adiresy miendrika solonanarana@namana.serasera.org 500 izay atolotra ho an'ireo namana izay mangataka izany ny serasera.org.

Raha toa ka tianao ny hanana adiresy solonanarana@namana.serasera.org (ny solonanarana dia ilay solonanarana fampiasanao eto amin'ny serasera.org) dia fenoy ny fangatahana tsindrio eto (Mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina namana.serasera.org) . Alohan'izany anefa dia vakio ny tolotra sy ny fepetra. (tohiny)


Dedibox log

Published on 12:32, 06/10,2006

Nahazo Dedibox iray izany RVG. Toa izao avy ny zavatra momba izany. Apetrako ato ny sombiny sao mety hanampy. Niandry efa ho 15 jours aloha vao disponible ny serveur. Niandry ny verifications isan-karazany.
 (tohiny)


Fihaonan'ny namana: Roma 4-5-6 Aout 2006

Published on 00:08, 06/09,2006

Dia raikitra izany fa hisy fihaonan'ireo namana ao amin'ny serasera.org amin'ny 4-5-6 aogositra 2006. Eto Roma (Italia) no hatao io fihaonana io. Natao indrindra mba hanararaotan'ireo namana hitsidika izany tanana mandrakizay (ville éternelle) izany. (tohiny)


Server Flood: Tratrako ialahy

Published on 02:14, 06/08,2006

Androany vao tratrako ilay bandy (rangahy ) izay nanao server flood tao amin'ny serasera.org hatrizay. Ny anarany (solonanarany) ve moa dia holazaina eto fa mba mahagaga ahy fotsiny ilay izy.
 (tohiny)