Basilica San Paolo
Published on 03:38, 07/01,2006
Efa manomboka moa ny été eto Roma, dia manomboka koa ny fandehanana any an-dranomasina sy ny fitsidihantanàna ataonay
. Ie, be loatra mihitsy ny zavatra eto Roma sy Italia ka raha tsy mitsidika tsikelikely dia angamba ho toy ny tany Nairobi hoe tsy nahita liona kanefa efa-taona tany Kenya.
(tohiny)
