Toa handresy ihany Italia

Published on 16:43, 07/04,2006

Tsy dia betsaka ny nampiditra ny Italiana ho ao anatin'ny pronostika. Bresil, Allemagne, France, Angleterre sns... Nony tafiakatra 1/2 finale ny Italiana vao niteny i Platini hoe France-Italie no hanao ny finale.
 (tohiny)


Moines amin'ny endriny vaovao?

Published on 00:20, 07/04,2006

Zavatra iray tsikaritro eto Roma, eto amin'ity tanàna azo lazaina hoe Masina ity, no nahatonga saina ahy omaly teo am-piandrasana bus. Eto Roma dia betsaka ny mpangataka amoron-dalana. Izy aloha tsy mandrebireby anao fa mijanona fotsiny eo amin'ny sisin-dalana, mandohalika, dia asiany kapoaka eo anoloany.

 (tohiny)