Namana serasera eto Roma
Published on 16:14, 08/03,2006
Dia tonga araka ny fandaharam-potoana ny namana vitsivitsy avy ao amin'ny serasera.org. Mbola hitohy ny programa fa dia resaka fifankahafantarana sy fitsenana aloha no nafotaka. Mbola hisy ihany koa ny ho tonga rahampitso fa dia mahafinaritra aloha e.
