Talenta tsy mampino

Published on 14:38, 03/06,2007

Dia samy manana ny talentany marina ny olona. Fa misy ny an'ny sasany dia tena tsy mampino mihitsy.

 (tohiny)


Già primavera...

Published on 09:36, 03/05,2007

Mi-ril be ny fotoana tamin'ity taona ity. Efa ho tapitra sahady ny telovolana voalohany. Ny nokasaina hatao 2007 nefa tsy mbola nanomboka akory. Efa mafana sahady ny andro. Izahay aza efa nihinana glasy sahady omaly (izaho no marimarina kokoa fa ny sasany efa henoko hoe naka avansy daholo).

 (tohiny)


Tsy hiady hevitra aminy

Published on 09:47, 03/01,2007

Manomboka mafanafana indray ny resaka Fivavahana sy Finoana ao amin'ny forum-n'ny serasera. Efa mifankahafantatra ihany ny mpi-forum hatramin'izay hoe iza no mino ary iza no tsy mino fa rehefa misy vaovao vao tonga dia avy hatrany dia tohina mahita fa misy mpikambana ao amin'ny serasera mahavita miteny hoe tsy mino an'Andriamanitra.
 (tohiny)


«Mialoha   1 2