Sombintsary "primavera"
Published on 00:10, 04/02,2007
Tonga sahady ny primavera (na printemps hoy ry zareo Frantsay), dia mba naka ity sary ity teo andavarangana aho miaraka amin'ireo tavim-boninkazo ringitry ny ririnina. Tsy dia namely loatra ny ririnina tamin'ity indray mitoraka ity ka mbola nisy vaoniny ihany ilay voasary makirana.
