Trasy vaovao

Published on 09:59, 05/03,2007

Trasy vaovao manomboka amin'ity volana mey ity... Anaty tanàna kanefa toa kalma ihany. Ny be antitra no tena hitako mameno tanàna. Toa tsy dia azo itabatabàna loatra amin'ny alina... sa ve ny olona no tsy mitabataba? Mangina loatra mantsy ka na dia miresaka tsotra aza dia efa heno be.  (tohiny)